| Teny iditra | mitafoaka (tafoaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|