|
|
|
|

Teny iditra mitahontahona (tahontahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitavozavoza, mitaraikiraiky, midrahodraho: Mitahontahona koa izany raha zaza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitahontahona
Ny lasa : nitahontahona
Ny hoavy : hitahontahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05