| Teny iditra |
mitahy
(tahy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Manampy [1.78]
|
| | [Tanala]
Manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) [1.78]
|
| | Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitahy |
| Ny lasa : |
nitahy |
| Ny hoavy : |
hitahy |
| Filaza mandidy : |
mitahia |
|
|
| Teny iditra |
mitahy
(tahy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To bless [1.7]
|
| | Bénir [1.8]
|
|