|
|
|
|

Teny iditra mitaitay (taitay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa ho leony ihany rahatrizay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaitay
Ny lasa : nitaitay
Ny hoavy : hitaitay
Filaza mandidy : mitaitaiza

Teny iditra mitaitay (taitay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Tondraka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20