|
|
|
|

Teny iditra mitalaboboka (talaboboka (boboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...) [1.1]
 être en grand nombre, comme une foule, des sauterelles, du sable [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitalaboboka
Ny lasa : nitalaboboka
Ny hoavy : hitalaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20