|
|
|
|

Teny iditra mitambatra (tambatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [1.1]
 Tsy misaratsaraka [1.13]
 To join, to be together [1.7]
 être joint; être réunis: être additionné [1.8]
 En bloc [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitambatra
Ny lasa : nitambatra
Ny hoavy : hitambatra
Filaza mandidy : mitambara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20