| Teny iditra | mitambezo (tambezo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|