| Teny iditra | mitambotsotra (tambotsotra (votsotra)) | ||||||||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||
| Midina ambany: Mitambotsotra ny pataloanao fa akaro Mikorisa midina: Asondrotra foana io zaza io rehefa matory fa mitambotsotra lava izao Mitaredretra: Nitambotsotra tany an-dalana ny anao ka tsy nahatratra sakafo Mihena, mihaosa: Efa mitambotsotra ny sain' io antidahy io Tsy mahajoro ka mianjera: Raha vao nahare ny nahafatesan-drainy izy dia torana ka nitambotsotra Mitakemotra tsy sahy manohy fa miverina ilalana: Nitambotsotra Rakoto ka niala tsy hofidina indray ~ Telo no nitambotsotra tamin' ireo mpifaninana hazakazaka amin' ny tongomalady [1.1] | |||||||||||||||
| To sink, to slip down, to decrease [1.7] | |||||||||||||||
| S'affaiser, dégringoler [1.3] | |||||||||||||||
| Glisser, diminuer de force, d'intelligence, reculer dans les honneurs [1.3] | |||||||||||||||
| Diminuer; s'abaisser [1.8] | |||||||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|