|
|
|
|

Teny iditra mitampina (tampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1]
 To be plugged, to be corked [1.7]
 être bouché, obstrué [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitampina
Ny lasa : nitampina
Ny hoavy : hitampina

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24