|
|
|
|

Teny iditra mitanatana (tanatana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitanatana
Ny lasa : nitanatana
Ny hoavy : hitanatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20