| Teny iditra |
mitandahatra
(tandahatra (lahatra))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Nilahatra lava mitandavana: Arý misy trano telopolo mitandahatra [1.1]
|
| | To line up, to stand in line [1.7]
|
| | S'aligner, se mettre en queue [1.8]
|
| Ohatra | Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitandahatra |
| Ny lasa : |
nitandahatra |
| Ny hoavy : |
hitandahatra |
| Filaza mandidy : |
mitandahara |
|
|