|
|
|
|

Teny iditra mitandro (tandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
 To be careful with things [1.7]
 Faire attention à être attentif à [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitandro
Ny lasa : nitandro
Ny hoavy : hitandro
Filaza mandidy : mitandrova

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18