|
|
|
|

Teny iditra mitangirika (tangirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitangirika
Ny lasa : nitangirika
Ny hoavy : hitangirika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05