| Teny iditra | mitapitapy (tapitapy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|