| Teny iditra | mitapy (tapy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitapy | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Mihahy [1.78] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|