|
|
|
|

Teny iditra mitaroka (taroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaroka
Ny lasa : nitaroka
Ny hoavy : hitaroka
Tovy hevitra mitarotaroka

Teny iditra mitaroka (taroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano, Sihanaka] Mikapoka [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaroka
Ny lasa : nitaroka
Ny hoavy : hitaroka

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/14