| Teny iditra |
mitarozaka
(tarozaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1]
|
| | To hang down, to hangout [1.2]
|
| | être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitarozaka |
| Ny lasa : |
nitarozaka |
| Ny hoavy : |
hitarozaka |
|
| Tsipelina hafa |
|