| Teny iditra |
mitehaka
(tehaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1]
|
| | To pat; to clap the hands, to applaud [1.7]
|
| | Donner une tape à; applaudir en battant des mains [1.8]
|
| Ohatra | Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitehaka |
| Ny lasa : |
nitehaka |
| Ny hoavy : |
hitehaka |
| Filaza mandidy : |
mitehafa |
|
|