Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mi
te
lina
(
te
lina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Managorodana na mamarina any an-tenda:
Mitelina vary
[
1.1
]
To swallow
[
1.7
]
Avaler
[
1.3
,
1.8
]
Ohatra
1
Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny
mitelina
.
[
2.424
]
2
tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa
mitelina
ihany.
[
1.406
]
3
Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka
mitelina
ny otan' ny sasany.
[
2.285
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mi
te
lina
Ny lasa :
ni
te
lina
Ny hoavy :
hi
te
lina
Filaza mandidy :
mite
le
ma
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/20