| Teny iditra |
mitendry
(tendry)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? [1.1]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany.
[1.437]
|
| 2 | Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka.
[2.649]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitendry |
| Ny lasa : |
nitendry |
| Ny hoavy : |
hitendry |
| Filaza mandidy : |
mitendre |
|
|
| Teny iditra |
mitendry
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Mihinana maraina [1.78]
|
|