| Teny iditra | mitobatoba (tobatoba) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|