|
|
|
|

Teny iditra mitodi-doha
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mitodika, loha
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mihemotra
Ohatra 
1raha tsy manome izy
fa fatra-pampolapolaka antsika
dia tsy mba manana antsika
fa mitodi-doha
hiverina any amin'ny anaran'ineny isika
sy ny lambantsika
[2.131]
2Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15