|
|
|
|

Teny iditra mitofotra (tofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Midona, mipòka, migòna: Nitofotra tamin' ny vato ny angadiko ka dombo terỳ! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitofotra
Ny lasa : nitofotra
Ny hoavy : hitofotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05