| Teny iditra |
mitohoka
(tohoka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
|
| | To be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
|
| | être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
|
| Ohatra | Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitohoka |
| Ny lasa : |
nitohoka |
| Ny hoavy : |
hitohoka |
| Filaza mandidy : |
mitohofa |
|
|