| Teny iditra | mitomoetra (tomoetra (toetra)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay [1.1] | |||||||||
| To dwell; to rest; to sit [1.7] | |||||||||
| Habiter, rester [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mitoetra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|