|
|
|
|

Teny iditra mitono (tono)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [1.1]
 Manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13]
 To broil [1.7]
 Griller au feu [1.8]
 Griller [1.13]
Ohatra Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitono
Ny lasa : nitono
Ny hoavy : hitono
Filaza mandidy : mitonoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24