| Teny iditra |
mitontohitra
(tontohitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany! Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [1.1]
|
| | Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse:
Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours)
~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) [1.3]
|
| Ohatra | Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any.
[2.113]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitontohitra |
| Ny lasa : |
nitontohitra |
| Ny hoavy : |
hitontohitra |
|
|