|
|
|
|

Teny iditra mitontona (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mianjera midofitra: mitsatoka na mitombina
Midona amin-javatra
Miampy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitontona
Ny lasa : nitontona
Ny hoavy : hitontona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05