| Teny iditra | mitora-jofo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mitoraka, jofo | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mijofo [1.1] | |
| Ohatra | Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/25 |
|