| Teny iditra | mitorovoka (torovoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|