| Teny iditra |
mitory
(tory)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra:
Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [1.1]
|
| | To preach, to accuse [1.7]
|
| | Prêcher; accuser [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitory |
| Ny lasa : |
nitory |
| Ny hoavy : |
hitory |
| Filaza mandidy : |
mitoria |
|
|
| Teny iditra |
mitory
(tory)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitory |
| Ny lasa : |
nitory |
| Ny hoavy : |
hitory |
| Filaza mandidy : |
mitoria |
|
|
| Teny iditra |
mitory
(tory)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana:
Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako Manambara, milaza:
Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitory |
| Ny lasa : |
nitory |
| Ny hoavy : |
hitory |
| Filaza mandidy : |
mitoria |
|
|
| Teny iditra |
mitory
(tory)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manisy soritra manelanelana na manavaka:
Mitory tanimbary [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitory |
| Ny lasa : |
nitory |
| Ny hoavy : |
hitory |
| Filaza mandidy : |
mitoria |
|
|