| Teny iditra | mitosaka (tosaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano Tapaka, vaky [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|