| Teny iditra |
mitosy
(tosy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitosy |
| Ny lasa : |
nitosy |
| Ny hoavy : |
hitosy |
| Filaza mandidy : |
mitosia |
|
|
| Teny iditra |
mitosy
(tosy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitosy |
| Ny lasa : |
nitosy |
| Ny hoavy : |
hitosy |
| Filaza mandidy : |
mitosia |
|
|