| Teny iditra | mitotorebika | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Singan-teny | mitoto, rebika | ||||||
| Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/25 |
|