| Teny iditra | mitotototo (totototo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|