| Teny iditra | mitovy saranga | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mitovy, saranga | |
| Mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1] | ||
| Of equal rank [1.7] | ||
| De rang égal [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|