| Teny iditra | mitozo (tozo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitozo | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] Mitsahatra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|