|
|
|
|

Teny iditra mitrakitraky (trakitraky)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Mitrakitraky ny taolan-tratran' io marary io [1.1]
Tovy hevitra trakitraky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05