|
|
|
|

Teny iditra mitriatra (triatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Rovitra, tataka, mitataka: Mitriatra ny pataloany
Mitsefaka, miveraka, mivava: Nitriatra ny tamboho voan' ny balan-tafondro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitriatra
Ny lasa : nitriatra
Ny hoavy : hitriatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16