| Teny iditra | mitrongy (trongy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina [1.1] | |||||||||
| To root like a pig [1.7] | |||||||||
| Fouiller la terre avec le groin (porc) [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|