|
|
|
|

Teny iditra mitsabaka (tsabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsabaka
Ny lasa : nitsabaka
Ny hoavy : hitsabaka
Filaza mandidy : mitsabàha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05