|
|
|
|

Teny iditra mitsako (tsako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manapotipotika ny hanina amin' ny nify: Mitsako hena. [1.1]
 To chew [1.7]
 Mâcher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsako
Ny lasa : nitsako
Ny hoavy : hitsako
Filaza mandidy : mitsakoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11