Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mitsamontsamona
(
tsamontsamona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manapoapoaka na mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mitsako; manao fitsako mamoaka feo mipoapoaka na mitsefotsefotra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsamontsamona
Ny lasa :
nitsamontsamona
Ny hoavy :
hitsamontsamona
Filaza mandidy :
mitsamontsamoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05