| Teny iditra | mitsangantsangana (tsangantsangana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Se promener [1.5] | |||||||
| Ohatra | Mitsangatsangana eny amoron-dranomasina, mijery ny mpanjono, ny fiditra sy ny fivoaky ny botry no fanalako andro
[2.471] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|