| Teny iditra | mitsaraingona (tsaraingona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io Mitsabaka amin' ny raharahan' olona Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|