| Teny iditra | mitsarapaka (tsarapaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|