|
|
|
|

Teny iditra mitsatso (tsatso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso: Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity divay ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsatso
Ny lasa : nitsatso
Ny hoavy : hitsatso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05