|
|
|
|

Teny iditra mitsetra (tsetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Malahelo, mangoraka: Mitsetra ny zaza kamboty izy
Mitaraina, mitoloko: Mitsetra manjofotry ny andro izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsetra
Ny lasa : nitsetra
Ny hoavy : hitsetra
Filaza mandidy : mitsera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05