|
|
|
|

Teny iditra mitsiatsia (tsiatsia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miala sasatra na miala voly eny amin' ny rivotra madio, eny amin' ny hatsiatsiaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsiatsia
Ny lasa : nitsiatsia
Ny hoavy : hitsiatsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05