|
|
|
|

Teny iditra mitsikanikany (tsikanikany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsikanikany
Ny lasa : nitsikanikany
Ny hoavy : hitsikanikany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05